IRAY VOLAN’NY SARY HOSODOKO
Faritra DIANA
Mihamaro ny tanora manana talenta aty avaratra, tsy mitsahatra mamoaka ny sangan’asan’izy ireo ny fikambanan’ny mpanao sary hosodoko eto Antsiranana.
Koa rariny sy hitsiny raha mankalaza ny hetsika « Iray volan’ny sary hosodoko » ihany koa ny Faritra aty an-tendrony avaratr’i Madagasikara, ka eo ambany fiahian’ny Fitaleavam-Paritry ny SeraserasyKolontsaina izany.
Toerana: ao amin’ny 1900 Urban Space (ex Sambiravo)
Nanomboka ny zoma 15 jolay ity fankakazana.
Mpandray anjara: 03 mianadahy izy ireo namaly ny antso.
RANDRIARIMANGA Andry Jeremy na A.J
BENANDRASANA Allan Smith
O.R
Ora fisokafana: manomboka amin’ny 10 ora maraina ka hatramin’ny 1O ora alina.
Ny fampirantiana dia hitohy hatramin’ny 12 Aogositra.