TAGNAMARO FENOARIVOBE.

Akon’ny Tagnamaro Fenoarivobe- Bongolava

Fisavana tatatra sy fanoloana ny fantsondrano izay mampijaly ny mponina mampiasa ny lalana, noho ny fahavakisany matetika vokatry fandalovan’ireo fiara vaventy sy ny sarety, ary fanotofana ireo lavadavaka tao amin’ny Fokontany Ankotrabe Kaomima Fenoarivobe no nanamarihana ny Tagnamaro tamin’ny ity andiany ity ho an’ny Distrikan’ny Fenoarivobe.

Maro no nifanome tanana satria sambany no nisy toa izao teto amin’ny ity fokontany ity.