TAGNAMARO MANANJARY

Hetsika roa sosona no notanterahina:

– Ny fanarenana tany hanorenana sekoly vaovao,

– Fanarenana ny tafona sekoly iray hafa izay potika tanteraka vokatry ny rivo-doza Batsirai sy Emnati.

Tao amin’ny kaominina ambanivohitra Tsaravary izany rehetra izany no notanterahina.