TAGNAMARO MORAFENOBE.

Fanamboarana ny lalana miakatra any amin’ny biraom-panjakanaa misy ny veterinera sy ny CSA no natao nandritra ny Tagnamaro ny sabotsy lasa teo.