FITADIAVANA OLONA HITANTANA NY OFISIN’ NY ROVAN’ I MADAGASIKARA (ORMada)
Ny Minisitera dia mitady ny olona hitantana ny Ofisin’ny Rovan’i Madagasikara (ORMada), rantsa-mangaikan’ny Minisitera miandraikitra ny Rovan’i Madagasikara.
Indro ary ny andinindininy, misokatra ny fametrahana ny antontan-taratasy.