KAOFERANSA MOMBA NY LITERATIORA

KAOFERANSA MOMBA NY LITERATIORA

Ho fanandratana ny Kolontsaina amin’ny alalan’ny kanto vita amin’ny teny, ny Ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina dia manasa anao hanjohy ny kaonferansa momba ny Literatiora milohateny hoe: « Rakibolana sy Literatiora : fitaovam-pikajiana ny teny malagasy ».

Izay hokarakaraina ny Alakamisy 28 Jolay ho avy izao amin’ny 10 ora.

Izany dia ialohavan’ny fanolorana Mari-boninahitry ny Kanto sy ny Soratra ary ny Kolontsaina ireo mpanoratra boky ela nihetezana teo amin’ny haisoratra.