Fihaonana sy tafa amin’ny mpanoratra.

Hetsika karakarain’ny Tranombokim-pirenena sy ny Faribolana Sandratra isaky ny alarobia faharoa amin’ny volana, izay hanasany antsika rehetra.

#Minisiteran_ny_serasera_sy_kolontsaina
#ndao_hamaky_boky