Arahabaina ny ANKOAY zazavavy U18 Arahabaina ny ANKOAY zazavavy U18 Tafiakatra amin’ny lalao manasa-dalana AFROBASKET raha nandresy ny ekipam-pirenena tanzanianina tamin’ny isa 61-58 Miha manakaiky ilay amboara #Alefa_Ankoay #AfrobasketU18 1 of 3