FIFANINANANA  » PRIX INDIANOCEANIE DE LA JEUNESSE »

Misokatra ny fifaninanana mamorona angano na sombintantara ho an’ny tanora 12 hatramin’ny 15 taona monina eto amin’ny faritry ny ranomasimbe Indiana.

Ny Sabotsy 15 Oktobra 2022 no fe-potoana handraisana ny asasoratra.

Raha toa ianao liana sy vonona handray anjara ary hamantatra ny andinindininy dia tsidiho ny tranonkala:

https.//www.commissionoceanindien.org/prix-indianoceanie-de-la-jeunesse-2022/