NDAO HITANDRO SY HIKOLOKOLO IREO VAKO-PIRENENA SY IREO FARITRA AROVANA
Amin’izao fotoanan’ny fialan-tsasatra izao dia mivezivezy manerana ny nosy isika.
Maro amin’ireo faritra tsidihina sy andalovantsika toy ny eto ISALO no ahitàna toerana arovana sy voasokajy ho vakoka.
Ampatsiahivina hatrany fa misy ny fitsipika mifehy ny fanjifana sy lalàna mandrara ny fanimbana azy ireny amin’ny fomba rehetra, toy ny aatao’ireo mpandalo eto Isalo kaominina ambanivohitra Ranohira, izay manoratsoratra amin’ireto vato mampalaza an’ity toerana malaza.
TANDREMO FA MAHA VOASAZY IZANY!
KOA NDAO SAMY HANDRAY ANDRAIKITRA,
ireto misy laharana finday azonao antsoina
Azonao antsoina io raha sendra mahita trangana famotehana vakoka ianao na aiza na aiza manerana ny nosy.
Ho an’Isalo manokana dia antsoy ny: (solontenan’ny MNP ao an-toerana)
(Talem-paritry ny Serasera sy Kolontsaina Ihorombe, ao Ihosy)