ย ๐•‹๐”ธ๐”พโ„•๐”ธ๐•„๐”ธโ„๐•†, Aogositra ๐Ÿธ๐Ÿถ๐Ÿธ๐Ÿธย  NAMALY NY ANTSO NY OLOM-PIRENENA MANERANA NY NOSY Vohipeno – FITOVINANY

Fanadiovana sy fanavaozana ny fefin’ny EPP Maromby no natao.

Ka anisan’ny nandray anjara mavitrika tamin’izany ny Ray aman-drenin’ny mpianatra, ny fokontany Maromby, ny mpilatsaka an-tsitrapo, ny sampandraharaha misy eto an-toerana na miankina na tsy miankina amin’ny fanjakana, ny delagasioninan’ny Serasera sy ny Kolontsaina no nitarika izany.