๐•‹๐”ธ๐”พโ„•๐”ธ๐•„๐”ธโ„๐•† Manakara – FITOVINANY

NAMALY NY ANTSO NY OLOM-PIRENENA: fanamboarana ireo dabilio simban’ny rivo-doza nifanesy tamin’ity taona ity izay ao amin’ny CEG ANNEXE, ao Mangarivotra, no ๐•‹๐”ธ๐”พโ„•๐”ธ๐•„๐”ธโ„๐•† natao teto Manakara tamin’ity volana Aogositra ity. Izany dia mba ho fanomanana ny fiatrehan’ny ankizy ny taom-pianarana vaovao.

Nandray anjara tamin’izany ireo mpiasam-panjakana, sehatra tsy miankina, fikambanana samihafa, mpilatsaka an-tsitrapo ary ireo Ray Aman-drenin’ny mpianatra.

๐•‹๐”ธ๐”พโ„•๐”ธ๐•„๐”ธโ„๐•† ANDRON’NY OLOM-PIRENENA