AKON ´NY TAGNAMARO DISTRIKA VOHEMAR
Fanadiovana ny lalana mandeha amin’ny biraon’ny sampandraharahan’ny fiompiana, ny jono ary ny mponina no nanamarika ny hetsika Tagnamaro andron’ny olom-pirenena tamin’ity volana Aogositra 2022 ity teto Vohemar.