AKON’NY 𝕋𝔸𝔾ℕ𝔸𝕄𝔸ℝ𝕆, Aogositra 𝟸𝟶𝟸𝟸 MANANJARY-VATOVAVY
Ny fanadiovana ny Bazary Analanjavidy no nanatanterahana ny hetsika 𝕋𝔸𝔾ℕ𝔸𝕄𝔸ℝ𝕆.
Fitandrovana ny fahasalamana no antom-piasian’ity fiaraha-mientana ity noho izy toerana fivarotana hanina sy zavatra ilain’ny mponina andavanandro.