AKON’NY 𝕋𝔸𝔾ℕ𝔸𝕄𝔸ℝ𝕆 volana Aogositra 𝟸𝟶𝟸𝟸
NAMALY NY ANTSO NY OLOM-PIRENENA MANERANA NY NOSY
Tsiroanomandidy- BONGOLAVA
Isan’ny filàna fototra eo anivon’ny Hopitaliben’ny Tsiroanomandidy ny rà.
Maro ny marary eo anivon’ity hopitaly ity no misedra olana noho ny tsy fahampian-drà.
Izany indrindra no antony nanaovaona ny hetsika 𝕋𝔸𝔾ℕ𝔸𝕄𝔸ℝ𝕆 fanomezan-drà.
Maro nahatsapa teto fa zava-dehibe ho an’ny fahasalamana sy famonjena ny mpiara-belona ny hetsika sahala amin’izao.