TAGNAMARO CLUB FANORO AMBATONDRAZAKA
Nanatanteraka hetsika TAGNAMARO manokana ny CLUB FANORO eto Ambatondrazaka androany sabotsy 20 aogositra 2022.
Nanadio ny VATON-DRAZAKA sy ny manodidina ireo mpikambana ary nodiovina ihany koa ny tokontanin’ny tranoben’ny Serasera sy ny Kolontsaina MASINJARA.