TAGNAMARO KANDREHO.

TAGNAMARO KANDREHO.

Mbola mitohy hatrany ny fanamboarana ny làlana mampitohy an’i Kandreho sy Antanimbaribe raha ny volana Jolay teo no nanombohana ity Tagnamaro famakiana làlana ity.

Hatreto dia mirefy 80m no vita.