TAGNAMARO MAEVATANÀNA.

Fanamby manokana napetraka ny fanatsaràna ny Biraon’ny Kaominina Ambanivohitra Beratsimanana izay efa antitra tanteraka ka tamin’ny alàlan’ny Tagnamaro nifarimbonan’ireo Samandraharaha avy any Maevatanàna sy ny fokonolona teto an-toerana no nahavitàna ny asa nandritra ny tapakandro.