TAGNAMARO SAMBAVA
Fanamboarana ireo dabilio simba sy fanadiovana ny tokontan’ny CEG RABE Michel Antanifotsy I , no natao nandritra ny Tagnamaro andron’ny olom-pirenena teto Sambava.
Ny Fitaleavam-paritrin’ny Serasera sy ny Kolontsaina SAVA dia mankasitraka atsika jiaby tonga.