TAGNAMARO MORAFENOBE
Tao amin’ny Fokontany AMBAHIVAHY , Kaomina MORAFENOBE : fanamboarana trano hipetrahan’ny mpitsabo ao an-toerana no nanamarika ny Andron’ny Olom-pirenena volana Aogositra.