TAGNAMARO TOLAGNARO
Noho ny fikisahan’ ny tangorom-pasika eny amin’ny morontsiraky ny Fokontany Amparihy dia tapaky ny komity Tagnamaro eto amin’ny Distrikan’ny Tôlagnaro fa ny fambolena lalanda miisa 500 sy zanakazo filao 200 no hatao mandritra ny hetsika Tagnamaro volana Aogositra.