TAGNAMARO MAINTIRANO

TAGNAMARO MAINTIRANO

Fandiovana ny station radio Maintirano no nanamarika ny Tagnamaro teto Maintirano.

Mitsoka mazàna ny rivotra ka mitondra vovoka sy ravin-kazo maro nandoto ny manodidina ny toeram-piasana.