FAMPAHAFANTARANA NY FISIAN’ NY « SWAHILI FASHION WEEK-END & AWARDS » ANY DAR ES SALAAM TANZANIE

Mampahafantatra ireo olona na orinasa mpisehatra amin’ny haihaingo, ny fisian’ny « Swahili Fashion week-end & Awards » izay ho tanterahina any Dar Es Salaam – Tanzanie, ny 02 hatramin’ny 04 Desambra 2022.

Koa amporisihina ny fandraisan’ny mpandraharaha Malagasy anjara.

Raha mila fanazavana fanampiny:

Afaka jerena ny tranonkala www.swahilifashionweek.com

Na mandefa mailaka sy miantso an-dRamatoa Keflen Bunani:

E-mail: designers@swahilifashionweek.com

Tél/whatsapp: +255(0) 655 610 795

(Sary fanehoana)