VELAKEVITRA MOMBA NY HAISORATRA

Mampahafantatra sy manasa antsika amin’ity velankevitra momba ny haisoratra malagasy,

Ny Alarobia 14 Septambra amin’ny 02 ora sy sasany folakandro ao amin’ny efitrano DOX, Tranombokim-pirenena Anosy