SEHO MOZIKA KLASIKA

SEHO MOZIKA KLASIKA

Efa nanomboka ny alatsinainy faha 12 Septambra teo ny fiofanana iarahana amin’i Xavier RIBES, lehiben’ny “Angers Nantes Opera” avy any Frantsa.

Izay ampisitrahana an’ireo mpikambana anaty antoko mpihira maromaro eto Mahajanga.

Ka amin’ny alahady faha 18 Septambra amin’ny 3 ora hariva ny antsankira famaranana izany fiofanana izany. Koa manasa antsika mpankafy mozika klasika.