TAGNAMARO KANDREHO

TAGNAMARO KANDREHO

Niampy 100m izany hoe 180m ny fitambaran’ny làlana voasokatra eo anelanelan’ny Kandreho sy Antanimbaribe tamin’ity andiany fahatelo ity.

Efa afaka andehanan’ny Sarety izany nohon’ny ezaky ny fokonolona amin’ny alàlan’ny Tagnamaro.

Fanombohana izao satria hisy fotodrafitrasa maromaro no ho atao ao Antanimbaribe toy ny fanamboaran-dàlana, Sekoly sy Hopitaly.