๐•‹๐”ธ๐”พโ„•๐”ธ๐•„๐”ธโ„๐•† ANDRON’NY OLOM-PIRENENA ANDIANY FAHA 28 VOLANA SEPTAMBRA 2022

Tagnamaro andron’ny olom-pirenena andiany faha 28 volana Septambra 2022 aty Antsiranana. Ho fanomanana ny ยซย Taompambolen-kazo 2023ย ยป.

Ny Sabotsy 17/09/2022 no nifanao fotoana teny amin’ny ยซย centre pepiniรจre Graine de vieย ยป ireo sampandraharaham-panjakana maro sivily sy miaramila izay notarihin’ireo tomponandraikim-panjakana eto aminy Faritra DIANA.
Hita taratra tamin’izany ny faharesen-dahatra ny handrakotra ala ny Faritra.
Zana-kazo miisa 10000 no voasesika na vita rebouchage tao anatin’ny ora vitsivitsy, izay mariky ny fahazotoan’ny mpandray anjara.
Mankasitraka ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina DIANA izay nitondra ny ๐•‹๐”ธ๐”พโ„•๐”ธ๐•„๐”ธโ„๐•† ho fitaovana hanampy aminy fandrakofana ala ny faritra.