SOATOAVINA

« SOATOAVINA », fandaharana vokarin’ny Minisiteran’ny serasera sy kolontsaina isam-bolana, hanasongadinana ny maha Malagasy.

Ny lohahevitra amin’ity volana ity dia milohateny hoe: «FOMBA AMAM-PANAO MANODIDINA NY FANAMBADIANA»

Faritra: Itasy, Vakinankaratra, Menabe

Harahinao:

– ao amin’ny TVM ny Alarobia 25 septambra amin’ny 8 ora alina

– ao amin’ny RNM ny Alarobia 28 septambra amin’ny 8 ora sy sasany alina,

ary ho hitanao ao amin’ny tranonkalan’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina.