VOLANA IRAY SOATOAVINA IRAY

VOLANA IRAY iray, SOATOAVINA IRAY,

Ny Fomba amam-panao manodidina ny fanambadiana any amin’ny faritra Itasy sy Vakinankaratra ary Menabe no hampahafantarina anao ny Zoma 30 Septambra 2022 Septambra amin’ny 02 Ora tolakandro ao amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy efitrano Dox.

Ho hitanao mandritra izany ny :

Taontsarintany ara-kolontsaina, Tahirin-kevitra an-tsary mikasika ny lohahevitra.

Koa manasa antsika rehetra!