๐๐ธ๐พโ๐ธ๐๐ธโ๐, Oktobra ๐ธ๐ถ๐ธ๐ธ
Ho ny fiaraha-mientana amin’ny ezaka ataon’ny Fitondram-panjakana, dia hafantoka amin’ny famonoana afo sy ady amin’ny afo ary fiarovana an’ireo toeram-bakoka, ny Tagnamaro amin’ity volana ity manerana ny nosy.
Atomboka anio ao Ambohitantely-Ankazobe izany.