Ampahafantarina sy asaina isika mpankafy, hanatrika an’ity fotoan-dehibe iarahana amin’ny mpanoratra fanta-daza Michèle RAKOTOSON.
Ny zoma 14 Oktobra amin’ny 02 ora sy sasany folakandro ao amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy.
Mbola mitohy koa ny fampirantiana ny mombamomba azy mandritra ny iray volana ka tsy hifarana raha tsy ny 28 Oktobra ho avy izao.