TAGNAMARO MORAFENOBE

TAGNAMARO MORAFENOBE

Fanamboarana lalana miditra any amin’ny Hopitaly sy fandiovana ny manodidina ny bloc opératoire no nanamarika ny Andron’ny Olom-pirenena volana Oktobra tao Morafenobe.

Mankadiry ny asa ka tsy maintsy hotohizana mandritra ity volana Oktobra ity ihany.