TAGNAMARO SAMBAVA
Fanadiovana ny lalana manodidina ny Stade Municipal Ambodisatrana , no natao nandritra ny Tagnamaro andron’ny olom-pirenena, omaly Asabotsy 15 Oktobra 2022 teto Sambava.
Ny Fitaleavam-paritrin’ny Serasera sy ny Kolontsaina SAVA dia mankasitraka atsika jiaby tonga !!!