TAGNAMARO TSARATANANA

Ho fanomanana ny fiatrehana ny fahavaratra dia norantsanana avokoa ireo hazobe manakaiky ny fotodrafitrasa vaovao toy ny Biraon’ny Sapnadraharahan’ny Mponina sy ny CECJ hisorohana ny mety ho fianjerany amin’ireto birao ireto.

Mbola hitohy hatrany ny asa hanapahana ireo hazo hafa ahiana hitera-doza.