TAGNAMARO MAHAVELONA-FOULPOINTE FARITRA ATSINANANA

AKON’NY TAGNAMARO ANDROANY 15 OKTOBRA 2022 DISTRIKA TOAMASINA II -FOULPOINTE

Fanadiovana anatiny sy ivelan’ny Manda Fort Mahavelona no niarahan’ireo olom-pirenena niara-nientana tamin’ny alalan’ny tagnamaro androany 15 OKTOBRA 2022.

Nandray andraikitra ireo olom-pirenena nanadio an’io toerana io satria isan’ireo toerana be mpitsidika no sady vako-pirenana izay eo nambany fitantanan’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina ny Maneran’ny Mahavelona .