TAGNAMARO NOSY-VARIKA FARITRA VATOVAVY

TAGNAMARO NOSY-VARIKA FARITRA VATOVAVY

Ny Asabotsy 15 Oktobra, fanadiovana sy fanaovana fefy hazo velona ny EPP Tsararivotra, no nanamarihana ny TAGNAMARO volana Oktôbra ity tao amin’ny Distrikan’i Nosy-Varika izay notarihin’ny Ekipan’ny Delegasionan’ny Serasera sy Kolontsaina aty an-toerana.

Nandray anjara mavitrika ireo olom-pirenena ao amin’ny Fokontany.