TAGNAMARO BETROKA

Tamin’ny alala’ny fanadiovana ny manodidina ny Lakazera sy ny fandravana ny birao niasan’ny Kaompanian’ny Zandarimariam-pirenena teo aloha no nanamarihana ny Tagnamaro manokana taty Betroka omaly Sabotsy faha 22 Oktobra 2022.