TAGNAMARO MAINTIRANO

Fikarakarana tanin-jankazo tao amin’ny Fitaleavana DREDD faritra Melaky no nanamarihana ny Andron’ny Olom-pirenena volana Oktobra teto Maintirano.

Vihin-kazo karazany maro tahaka ny Arakaraka, Arofy, Sariomby, Mpanjababenitany,Mangarahara, Baobab,… no nasosoka anaty tanin-janakazo tamin’ny plate-bande miisa 18.