Ny 𝙈𝙞𝙣𝙞𝙨𝙞𝙩𝙚𝙧𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙎𝙚𝙧𝙖𝙨𝙚𝙧𝙖 𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙆𝙤𝙡𝙤𝙣𝙩𝙨𝙖𝙞𝙣𝙖 dia mikarakara ny « Semaine de l’Education aux Médias et à l’Information (SEMI) ».

3 / 4 / 5novambra 2022

Ireto ny ho hitanao mandritra ny SEMI:

Colloque sur la désinformation

Hisy ihany koa ny tranoeva handraisan’ireo orinasan-tserasera samihafa anjara, ireo oniversite mampiofana amin’ny fianarana ny Serasera sy asa fanaovan-gazety.

Ny Alakamisy 3 Novambra amin’ny 1 ora sy sasany Masterclass miompana amin’ny « photojournalisme » Le droit à l’image.

Ny Zoma 4 Novambra amin’ny 9 ora maraina
Conférence izay hiresahana ny « piratage » ary amin’ny 10 ora maraina kosa no hampafahantarana amin’ny fomba ofisialy ny vovonana « TASK » na ny Tolotr’Asa Serasera sy Kolontsaina.
Ny Zoma 4 Novambra amin’ny 1 ora sy sasany
Conférence mahakasika ny « Cybercriminalité »

Ny Sabotsy 5 Novambra amin’ny 9 ora maraina

Masterclass izay miompana amin’ny

 » fact checking »