FANKASITRAHANA
Ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina dia maneho fisaorana eram-po eran-tsaina antsika rehetra niara-nitoto ka nahafotsy sy niara-nahandro ka nahamasaka, ny telo andro nankalazana ny SEMI na « Herinandron’ny fanabeazana amin’ny haino vaky jery sy ny fampahalalam-baovao ».
Singanina manokana amin’izany :
– ny SENVH
– ny Polisim-pirenena
– ny Kaominina Antananarivo renivohitra
– ny OIF
– ny Canal Plus Madagascar
– ny Groupe Filatex
– ny Orange Madagascar
– ny QMM Rio Tinto
– ny Ultima Media
– ny Vaomieram-pirenena malagasy ho an’ny Unesco
– ny TVM
– ny VIVA Madagascar
– ny TVPLUS Madagascar
– ny RNM
– ny FREE Communication
– ary ny GEPIMM
Ianareo haino vaky jery :
VIVA Madagascar
– FREE Communication
– Radio OASIS
– Radio Voix de la Sagesse
– Groupe Ultima Media
– L’Express de Madagascar
– RTA & Radio Antsiva
– HABAKA
– Iarivo Radio
– Radio Universite Ambohitsaina
Ianareo sekoly fampianarana serasera :
– IEP Madagascar
– E-Media
– SAMIS ESIC
– COMMO/FLSH/Oniversite an’Antananarivo
– IFT
– ISETS
– U-GSI
– ONIFRA
Ianareo “Publicitaire et Agence de Communication”
– Facto
– Grand Angle
– Novo Com
– VizEcho Media
Ianareo fikambanana ivondronan’ny mpanao gazety sy na miasa amin’ny tontolon’ny serasera :
– Ny Holafitry ny Mpanao Gazety
– Ny Fikambanan’ny Vehivavy Mpanao Gazety (AFJM)
– Ny Fikambanan’ny mpanao gazety misehatra amin’ny kolontsaina (SORAKANTO)
– Ny Fikambanan’ny mpanao gazety misehatra amin’ny tontolo iainana (AJE)
– Ny Fikambanan’ny mpanao gazety zokiolona (CJD)
– Ny ONG « Studio Sifaka »
– Ny Fikambanana « Sombiniako »
– Ny Fikambanana « Young Efficient for Success »
Ny seha-panjakana
– ARTEC
Eo ihany koa ianareo rehetra nandray anjara tamin’ny colloque indrindra ianareo marobe avy amin’ny lafy valon’ny Nosy
