VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY

TIAVINA na Sylvia RANDRIANANTOANDRO no mpanoratra ampahafantarin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina amin’ity volana Novambra ity :

Ireto ireo hetsika anamarihana izany :

☛Fampahafantarana ny mombamomba azy eto amin’ny pejy,

☛ Fampirantiana ireo asa sorany ao amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy,

☛ Fihaonana sy velakevitra samihafa ,

☛ Fampahafantarana amin’ny TVM.

Koa manasa anao àry hamantatra bebe kokoa ny Mpanoratra: TIAVINA na Sylvia RANDRIANANTOANDRO.