FENO 50 TAONA NY FIFANARAHANA IRAISAM-PIRENENA 1972 MOMBA NY HAREMBAKOKA IRAISAN’IZAO TONTOLO IZAO
16 𝑛𝑜𝑣𝑎𝑚𝑏𝑟𝑎 1972 – 16 𝑛𝑜𝑣𝑎𝑚𝑏𝑟𝑎 2022
Feno 50 𝙩𝙖𝙤𝙣𝙖 anio ny Fifanarahana iraisam-pirenena 1972 momba ny fiarovana ny Harembakoka iraisan’izao tontolo izao.
Mandray anjara amin’izany fanamarihana izany i Madagasikara amin’ny alalan’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina, ny Minisiteran’ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovain-jafy, ny Vaomieram-pirenena miasa ho an’ny UNESCO, ny Vohitra Ambohimanga, ny Madagascar National Parks ary ireo mpiara-miombon’antoka hafa.