TAGNAMARO FENERIVO-ATSINANANA.
Notontosaina androany Sabotsy faha 19 Novambra 2022 ny hetsika TAGNAMARO teto Fenerivo-Atsinanana ka fanadiovana Hopitaly be no natao.
Tonga namaly antso ny olom-pirenena vanona. Nifarimbona ary nifanome tanana mba hiadiana amin’ny mety ho endriky ny valanaretina maro samy hafa.