TAGNAMARO VAVATENINA.

TAGNAMARO VAVATENINA.

Fanadiovana Hopitaly no natao satria handray ilay fanomezana anarana foto-drafitrasa ilay hopitaly, izay nomena anarana ALPHONSE Lévy.

Tonga namaly ny antso ny sampandraharaha maro sy ireo olon-tsotra maro.