TAGNAMARO MORAFENOBE TAGNAMARO MORAFENOBE Fandiovana ny lalana mamakivaky ny tanàna no nanamarika ny Andron’ny Olom-pirenena volana Novambra tao amin’ny Kaomina Ambanivohitra Andramy Distrika Morafenobe. 1 of 5