SOATOAVINA

« SOATOAVINA », fandaharana vokarin’ny Minisiteran’ny serasera sy kolontsaina isam-bolana, hanasongadinana ny maha malagasy.

Ny lohahevitra amin’ity volana ity dia milohateny hoe: «SOA IOMBONANA»

Harahinao:

– ao amin’ny TVM ny Alahady 27 novambra 2022 amin’ny 8 ora alina

– ao amin’ny RNM ny Alarobia 30 novambra 2022 amin’ny 8 ora sy sasany alina,

ary ho hitanao ao amin’ny tranonkalan’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina.