VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY

i 𝐈𝐑𝐀 na 𝑹𝑨𝑺𝑶𝑳𝑶𝑯𝑬𝑹𝑰𝑴𝑨𝑵𝑫𝑰𝑴𝑩𝒀 𝑬𝒍𝒐𝒊 no mpanoratra ampahafantarin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina amin’ity volana Desambra ity.

Ireto ireo hetsika anamarihana izany :

Fampahafantarana ny mombamomba azy eto amin’ny pejy,
Fampirantiana ireo asa sorany
Fampahafantarana amin’ny TVM.
Koa manasa anao àry hamantatra bebe kokoa ny mpanoratra 𝐈𝐑𝐀