TAGNAMARO FENOARIVOBE- BONGOLAVA

TAGNAMARO FENOARIVOBE- BONGOLAVA

Fanatsarana sy fanitarana lalana ary fanamboarana tatatra teto Manainga Zipo Fenoarivobe no nanehoana ny Tagnamaro Andron’ny Olom-pirenena tamin’ity andiany ity ho an’ny antampon-tananan’ny Fenoarivobe.

Niandahy niambavy ny rehetra teto ary samy nahatsapa ny naha zava-dehibe ny tombontsoa iombonana toy izao.

#MSK

#DRCC_Bongolava

#TAGNAMARO