TAGNAMARO KANDREHO.

Fanadiovana ny birao sy ny tokontany manodidina ny Delegasion’ny Serasera sy ny Kolontsaina ao Kandreho no nanamarihana ny Tagnamaro farany tamin’ity taona ity izay niarahan’ireo mpiara-miasa sy ireo olon-tsotra tonga nanohina ny antso.