TAGNAMARO MAEVATANANA

TAGNAMARO MAEVATANANA

Fanabeazana ny ankizy mpianatra hahay handray andraikitra mivantana amin’ny fikolokoloana ny tontolo manodidina azy, tafiditra ao anatin’izany ny Toeram-pianarana ka fanamboarana ny zaridaina teto amin’ny EPP RABE Alphonse Ambatofotsy nandraisan’ireo Mpanabe sy mpianatra anjara mavitrika, teo koa ireo olom-pirenena tonga namaly ny fanentanana nataon’ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Betsiboka.